Testo Anao
Testo Anao
iza intsony moa no hihaino ahy raha hitaraina
raha tsy eo ianao angaina
iza ihany koa no mba hihantahantana
raha tsy eo ianao lasà na
tena tsaroana ho banga
raha izany tokoa no hitranga
aza ilaozanao irery eto aho fa ory ity fo torotoro raha ny amiko rehetra tsy mba mandao
f' efa anao anao manontolo
tsisy hafa antenaina
f' efa ianao no hery sy aina
ampisokata ilay maraina
miran avokoa izany saina sy fo
efa henika anao toko
sarotra ho ahy ny hanavao
efa feno tanteraka anao
aza ilaozanao .....
na iza hiseo andrabiraby eo
ny foko efa tia tsy ho leo fa inao ihany
no mamiko indrindra eto antany
aza ilaozanao
raha tsy eo ianao angaina
iza ihany koa no mba hihantahantana
raha tsy eo ianao lasà na
tena tsaroana ho banga
raha izany tokoa no hitranga
aza ilaozanao irery eto aho fa ory ity fo torotoro raha ny amiko rehetra tsy mba mandao
f' efa anao anao manontolo
tsisy hafa antenaina
f' efa ianao no hery sy aina
ampisokata ilay maraina
miran avokoa izany saina sy fo
efa henika anao toko
sarotra ho ahy ny hanavao
efa feno tanteraka anao
aza ilaozanao .....
na iza hiseo andrabiraby eo
ny foko efa tia tsy ho leo fa inao ihany
no mamiko indrindra eto antany
aza ilaozanao
- Ianao No Tiako
- Aza Variana
- Antso
- Bougez Bougez
- Efa Tia
Altri testi di Melky
Lyrics powered by LyricFind
- Testi Lucio Battisti
- Testi Negramaro
- Testi Renato Zero
- Testi Gigi D'Alessio
- Testi Alessandra Amoroso
- Testi Canzoni Napoletane
- Testi Eros Ramazzotti
- Testi Elisa
- Testi Biagio Antonacci
- Testi Cesare Cremonini